The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran, Israel
Lohahevitra:
Gender, Law
Teny:
English

 

“Mety ho tsaroanareo angamba ny amin'ilay lehiben'ny polisy Iraniana ary ampita ary izay tratra niboridana niaraka tamina makorenila enina tany an-tranondopy.Ie, ankehitriny toa re fa mbola hiray efitra amina olona enina miboridana ihany izy io, fa izy io aloha any amin'ny efitra fandroan'ny gadra lehilahy e,” dia izany ary ny soratry Aussie Dave avy any Isiraely.

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.