TOL Georgia no maneho hevitra tamin'ny nampandamoka ny fireneny tsy neken'ny OTAN ho MAP na Membership Action Plan na Mpikambana Am-Perinasa nandritra ny vovonana natao tao Bucharest. Raha nandray ohatra an'i Albania ny mpamaham-bolongana dia kely ny fanantenany ny hahatafiditra an'i Zeorzia amin'io fikambanana io noho ny fahabangan'ny fandrosoana eo amin'ny fampanjakana ny demokrasia any amin'ny repoblika sovietika taloha.
- Firenena:
- Georgia
- Lohahevitra:
- Fifidianana, Fifandraisana iraisam-pirenena, Politika
- Teny:
- Anglisy














