The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] no manoratra mikasika ireo tabilaom-pifidianana any Zimbaboe :

The billboards are blank. Like the people’s faces. Everything seems to have stopped. Billboards that used to be megaphones for products now become the products of politics. They are littered around the city. Huge metallic creations that proclaim nothing. Empty. Apart from several dressed in makeshift ‘Vote Robert Mugabe’ banners. Holy underwear on an otherwise naked body.

“[Tsy ahitana vaovao …] fotsy ireo tabilaom-balim-pifidianana. Toy ny endriky ny mponina. Toy ny nitsahatra tanteraka ny zavatra rehetra. Ireo tabilaom-balim-pifidianana izay fanamafisam-peo [fampahalalana] izay vokatra [ara-pôlitika] indray izao no manjary vokatra ny pôlitika [izy tenany]. Miparitaka eran'ny tanàna izy ireny. Vaventy, vita vy anefa moana tsy manan-kambara. Foana. Ankoatr'izay vitsy nampiankanjoana ireo peta-drindrina ‘Fidio Robert Mugabe.' Atin'akanjo masina natafy rafi-by miboridana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.