The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Media, Fanoherana, Fanatanjahantena, Politika
Teny:
Shinoa

 

Itrikitrihin'i ESWN fa loza mitatao eo amin'ny fifandraisan'ny vahoaka anararaotan'ny hevitra ifampizaran'ny maro an'isa any Shina hiarovana ny voninahim-pirenena ny fihetsiketseham-panoherana mihatra amin'ny afo olaimpika. Nandika  tati-baovao roa amin'ny teny shinoa roa miresaka ny fihetsiketseham-panoherana ny fandalovan'ny afo olaimpika ny lehilahy.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.