The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

This is a Photos post
Firenena:
Japan
Lohahevitra:
Arts & Culture, History, Religion
Teny:
Malagasy, English

 

Lee no manapariaka ao amin'ny blaogy Tokyo Time andiantsary nalaina nandritra ny fankalazana ny isantaonan'ny “fananana anaka” [fertility festival | festival de la fertilité] tany Hachiman-gu Shrine, Japàna :

The morning’s penis-based proceedings eventually building up to an incredible climax, that sees the colossal cocks carted through the crowd. Which, wherever one lives, is something seldom seen it has to be said.

“Ny fanamboarana ity filahiana vaventy dia vaventy dia miafara amin'ny fifaliana mitora-jofo izay ahitana azy manavatsava ny vahoaka mifanety. Tokony homarihina fa zavatra tsy ho fahita firy ny toy izany, na avy aiza na avy aiza toeram-piaviana.”

Mpanoratra Oiwan Lam

Hamela valiny