The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Fifidianana, Media
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

Peta Thornycroft monina any Harare, no mitatitra ny “haza-lambo” sedrain'ny mpanao gazety sasany any Zimbaboe :

There has been a heavy crackdown on Zimbabwe’s small group of journalists, many of them forced to work under cover.

“Nisy fanaovana “haza-lambo” ny andiana mpanao gazety vitsy any Zimbaboe, voatery niasa an-tsokosoko [miafina] ny ankamaroan'izy ireny.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.