The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Ekonomia, Fitantànambola
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

My Zimbabwe today [Ny Zimbaboeko ankehitriny] no manoratra mikasika ny fivoahan'ny lelavola vaovao any Zimbaboe :

Now the Reserve Bank of Zimbabwe has rewarded the people of Zimbabwe with a new $50 000 000.00 bank note to reduce the number of notes they have to carry around.

“Notoloran'ny Banky Foibe fankasitrahana tamin'ny famoahana ny lelavola vaovao $50 000 000.00 [50 lavitrisa ZIM] ankehitriny ny vahoak'i Zimbaboe mba hampihenana ny hatevin'ireo lelavola izay mila entina rehefa mivoaka.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.