The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Lalàna, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

This is Zimbabwe no mampita ny fanambarana an-gazetin'ny fikambanan'ireo mpanao lalàna Zimbaboena mpivoy zon'olombelona ZLHR :

Should this report be accurate, Zimbabwe Lawyers for Human Rights (ZLHR) wishes to express its grave concern at such unprocedural action which has the potential to compromise the entire electoral process

“Raha marina ity tatitra ity, ny ZLHR fikambanan'ireo mpanao lalàna Zimbaboena mpivoy zon'olombelona [Zimbabwe Lawyers for Human Rights] dia te hampahalala ny rehetra ny fanahiany momba ireo hetsika tsy manara-dalàna [mikasika ny famerenana fanisana [ireo vatom-pifidianana filoham-pirenena] izay mety hiafara amin'ny famotehana ny fifidianana iray manontolo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.