The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Kilonga, Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

If only kids could vote then Mugabe would have been really beaten

“Raha mba nahazo nifidy ireo ankizy dia ho tanteraka ny fandresena an'i Mugabe”

Hoy ny mpiara dia amiko, zazavavy 11 taona.

They should let us vote because there are more kids than adults. All my friends at schools want MDC to win”, she continues,

“Tokony havelany hifidy mihintsy izahay satria maro an'isa kokoa ny ankizy noho ny olon-dehibe. Irin'ireo namako rehetra any am-pianarana ny handresen'ny antoko mpanohitra MDC [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika], hoy izy nanohy”

izany no notaterin'ny Comrade Fatso [ny kamarady Fatso] monina any Zimbaboe.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.