The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Fifidianana, Politika
Teny:
Malagasy, Anglisy

 

This is Zimbabwe no mampita ny valiny feno mikasika ny fifidianana loholona izay navoaky ny ZEC izay Sampandraharaha fanaraha-maso ny fifidianana any Zimbaboe [Zimbabwe Electoral Commission] :

The final count, for those 60, is as follows: Zanu PF has 30 seats, the MDC MT has 24 seats and the MDC has 6 seats.

“Ny valin'ny fanisana farany, hoan'ireo toerana 60 ireo [dia mitsinjara ho toy izao], 30 an'ny Zanu PF [Zimbabwe African National Union – Patriotic Front, antoko teo amin'ny fitondrana], 24 an'ny antoko mpanohitra MDC Tsvangirai ary 6 hoan'ny MDC Mutambara [Movement for Democratic Change | Hetsika hoan'ny fiovana Demôkratika].”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.