Zimbaboe: Vao nifarana ny fivorian'ny Zanu PF

Vao nifarana ny fivorian'ny Zanu PF, hoy ny tatitry Fanantenana avy ao Zimbaboe :

Naharay sms milaza fifaranan'ny ny fivorian'ny birao politika aho – fivoriana iray izay efa nolazain'ny fampahalalam-baovao fa hifantoka amin'ny olan'i Bob (Robert Mugabe). – Tsy misy zavatra hafa ankoatra izay.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.