The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Gender, Photography, War & Conflict
Teny:
Farsi

 

Mahatsiahy an’i Kaveh Golestan, ilay mpaka saripika Iraniana malaza indrindra, izay matin’ny vanja milevina tamin’ny 2003 tany Iràka teo amin’ny faha-51 taonany i Sibiltala. Tian’ny mpamaham-bolongana [Fa] ny saripikan’i Kaveh avy amin’ny mpivarotena Iraniana talohan’ny Revolisiona Islamika.

Hamela valiny