The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Cape Verde
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Akory izato filazan'i João Branco [pt] momba ny fahabangan'ny trano fanaovana tantara tsangana ao an-drenivohitry Tanjona Maitso [Cap Vert] :

“Eto Angamba no toeram-piaingantsika hifanontaniana hoe nahoana moa ity tanàna izay heniky ny fiainana, feno tononkalo,sy fifanoherana, sy loko isankarazany, sy hanitra, sy ny aingam-panahin'ny tsy hay vinaniana, eso, hevi-dravina, izany hoe raha fehezina dia hoe anaty tanàna ivelaran'ny endrika teatira, no tsy mba misy trano fanaovana tantara tsangana amin'izao fotoana izao, rariny kosa raha mba misy trano iray ho amin'izany eto.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.