The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Libya
Lohahevitra:
Ideas, Environment
Teny:
Malagasy

 

Mpakasary Libyana i A. Adam izay manapariaka sarina hazondrofia an-tany hay no sady manontany :

this is Libya just like a palm tree in the desert.
just one question for libyan people like me, what makes u love Libya???

“Indro toy ny hazondrofia an-tany hay i Libya. Fanontaniana tokana no apetraka amin'ireo Libyana toa ahy, Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ???”

Hamela valiny