Nikarakara fifaninanana hamelomana indray ny fanjonoana nentim-paharazana ambanivohitra ny governemanta ao Hong Kong, Tai O. Avahan'i Diumanpark fa ny filazana hoe “hamelomana indray” dia fanarotsaronana ny “commercialisation”(fampiroboroboana ny varotra), izay, mety hamotika ny kolontsaina sy ny fomba amam-panao mampiavaka ny ao an-toerana[zh] ihany.
- Firenena:
- Tsy misy
- Lohahevitra:
- Development, Environment, Industry
- Teny:
- Chinese















Bolivia: resaka fitsaram-bahoaka
- Misaotra! Thanks for the translation!
Greetings from Bolivia
Tohiny »