The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Russia
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Diaspora, Ethnicity, Governance, Human Rights, Law, Racism, Youth
Teny:
Malagasy

 

Moscow Through Brown Eyes (Moskoa jerena avy amin'ny maso volontany) no mamoaka vaovao farany fohy mikasika ny vono olona noho ny fankahalana ao Moskoa; Window on Eurasia (Varavarankely misokatra mankany Eorazia) indray wnanoratra ireo fampielezana kisarisary apetaka amin'ny tamboho (graffiti) hetsehin'ny Fikambanana manohitra ny fifindra-monina tsy ara-dalàna (DPNI) any Moskoa

“mba hanairana ny vondro-kerin'ny fikambanana sy ho fihantsiana ireo vondrona mpifanandrina aminy, ireo mpifindra monina miasa any an-toerana ary ireo mpandala ny zon'olombelona.”

Mpanoratra Veronica Khokhlova

1 hevitra

  1. Tokinao Miteny hoe:

    Izy ity aloha dia tena zava-misy any Rosia e! Ny tenanay no efa niharany :-). Mba fadio ihany ny mankany raha mbola manan-tsafidy e :-P

Hamela valiny