The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
France
Lohahevitra:
Diaspora, Racism
Teny:
French, Malagasy

 

Mifototra amin'izay niainany, ny mpiblaogy Kongôley Cédric Kalonji dia mizara ny fijeriny momba izay “tantely amam-bahona” sedrain'îreo Afrikana misafidy ny hiaina any Eorôpa :

Je me demande finalement qu’est ce qui est mieux entre la vie dans son enfer africain et tous ces regards et jugements pas toujours positifs au paradis.

“Manontany tena aho nony farany hoe inona no tsaratsara kokoa, miaina any amin'ny “afobe” Afrikana sa misedra ny tondro-molotra sy ny tsikera any am-paradisa [Eorôpeana].”

Mpanoratra Jennifer Brea

Hamela valiny