The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
U.S.A.
Lohahevitra:
Environment, Humor
Teny:
Malagasy

 

Tim Hurst no manapariaka ao amin'ny blaogy ecopolitology lahatsary vitsivitsy ahitana an'i Colbert mankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano :

Stephen Colbert celebrates World Water Day - the way only he could

“Nankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano arak'izay fomba tokana azony natao i Stephen Colbert”

Stephen Colbert dia mpanao hatsikana fata-daza any Zamerika izay manana ny fandaharany manokana anivon'ny fahitalavitra iray.”

Hamela valiny