The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
South Africa
Lohahevitra:
Hevitra, Cyber-Activism, Tontolo_iainana
Teny:
Malagasy

 

Rory no manapariaka ao amin'ny blaogy Carbon Copy, izay hevitra novakiany tamin'ny boky The Guerilla Art Kit nosoratan'i Keri Smith, momba izay fomba fanao hanomanana masombolina baomba izay azo afafy tsara amin'ny : 

…vacant lots, pavement cracks, long-standing rubbish piles, or anywhere that would benefit from a bit of random greenery.

“… trano foana, arabe feno lavadavaka, antontam-pako eny rehetra eny, na izay rehetra mety hahazo tombontsoa avy amin'ny fanirin'ny zava-maitso.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.