” Amin'izao andron'ny sabotsim-piderana izao dia mamonjy ny morontsiraka ny olona aman'arivony hankafy ny fahafinaretana azo avy amin'ny ranomasina, ka mody fanina amin'ny fandaniana aterak'izany, tsy raharahiana ireo karazan-javatra nojifaina teny amin'ny torapasika ( vera plastika fanary sy famonosan'entana vita amin'ny polystyrene), noadinoina ny faharitran'ny rano azo sotroina sy ny fanariandrano maloto avy any an-trano (fitsangatsanganana) mankany an-dranomasina na mankany an-drenirano”, hoy blogs O Escriba [pt], nandritra ny andro iraisam-pirenena momba ny rano.
- Firenena:
- Brazil
- Lohahevitra:
- Environment
- Teny:
- Portuguese, Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »