The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Israel, Grande Bretagne (UK), Italy
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Haisoratra
Teny:
Malagasy

 

Efa nampisy adihevitra hatry ny ela ny momba an'i Bard (aza manontany akory fa na izaho mpandika teny aza tsy mahalala io anaran'olona io). Mety ho vehivavy Jiosy Italiana ve i Shakespeare (ity no antony nandikako ity lahatsoratra ity)? Porofo valo no atolotry Jhon Hudson ao amin'ity rohy  Jewcy's  ity handreseny lahatra anao hiova hevitra.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.