The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Israel, Germany
Lohahevitra:
International Relations
Teny:
Malagasy

 

Ny kabarin'i Angela Merkel teo anoloan'ny antenimiera Isiraeliana (Knesset) no voalohany indrindra nataona mpitondra fanjakana Alemana ambony hatramin'izay. Nikasa Ramatoa Merkel ny hikabary amin'ny teny alemana saingy nahatezitra ireo sisam-patin'ny fandripahana ny jiosy tamin'ny ady lehibe faharoa (shoah na Holocaust no ahalalana azy amin'ny teny vahiny) izany fikasana izany - nanjary nikabary tamin'ny teny hebreo Ramatoa Merkel.Indro asehon'i  Israel On Blog  amina lahatsary izany fitsidihana manantantara izany.

Hamela valiny