A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana :
reuse water bottles instead of buying bottled water […]
do not commute alone by car […]
have no more than 1 child, or adopt additional children […]
compost your organic waste […]
“averina ampiasaina sy fenoina rano ireo tavoahangy mba tsy hividianana tavoahangin-drano hafa hosotroina […]
aza mandeha irery ao anatin'ny fiarakodia (olona maromaro indray mandeha) […]
aza miteraka mihoatry ny iray, na mananganan-jaza ho fanampiny […]
avadiho ho zezika ireo fako voajanaharinao […]”












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »