The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Morocco
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny
Teny:
Malagasy

 

Noafahana ora iray izay i Fouad Mourtada, Injeniera momba ny fifandraisandavitra (aterineto koa) ary 26 taona raha nosamborina tamin'ny 5 febroary 2008 lasa teo sady nohelohina higadra telo taona sy handoa onitra $1350 noho ny nametrahany tamin'ny fomba tsy ara-dalàna (izany hoe karazany sandoka) ny mombamomba ny zandry rahalahin'i Mpanjaka Mohammed VI’s younger brother, dia ny Printsy Moulay Rachid izany. Araka ny loharanombaovaon'ny mpiaradalana amin'ny hetsika fanafahana an'i Fouad Help Fouad , dia nahazo ny famotsora-keloky ny Mpanjaka i Fouad ary efa nandao ny Fonjan'i Oukacha (Casablanca) tokony ho tamin'ny 1:00pm 8:00pm teo ho eo ary efa an-dalam-podiana ankehitriny.

1 hevitra

  • It s a good news, i m talking about in my blog too. I wish h ll be able to find a job easly and that he can forget everything about what he lives in jail.

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.