The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Fifidianana, Fanoherana, Politika
Teny:
Malagasy

 

Nanoratra ny heviny momba ny taratasy misokatra nosoratan'olomalaza dimy any amin'ny taranjan-kolontsaina manavanana azy avy ka voasoratra ao ny toe-draharaha politika any Armenia i Unzipped. The signatories Nanolo-kevitra ny hisiana fifidianana solombavambahoaka vaovao indray ireo mpanao sonia hamahana ny olana nateraky ny fifidianana ho filoham-pirenena tamin'ny 19 Febroary lasa teo ka nahatonga izao toe-draharaha ampiharana ny tany misy hotakotaka izao.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.