The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Momba ny mpandika teny

2008-03-17 @ 19:32 EDT · Mpanoratra Chris Salzberg

Nandika Mialy Andriamananjara


Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Fandraharahana, Ekonomia, Aterineto & Fifandraisan-davitra, Lalàna, Rindrambaiko & Fitaovana, Teknolojia, Orinasa

 

Danny Choo manoratra momba ny filazana fa ny ISPs japoney dia terena hanala mpampiasa Internet izay mizara fichiers amin'ny Internet, manasongadina ny fahasamihafan'ny lazain'ny mpiteny anglisy sy mpiteny japoney ity resaka ity.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.