The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

momba ny mpandika teny

2008-03-17 @ 19:28 UTC · Mpanoratra Onnik Krikorian

Mpandika Mialy Andriamananjara· vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Armenia, U.S.A.
Lohahevitra:
Elections, Media, Protest, Politics

 

Mamela hafatra momba ny op-ed nosoratan'ny prezidanta voafidy Serge Sargsyan sy ny mpisolo vava tao amin'ny parliamanta taloha Artur Baghdasarian, voatontan'ny Washington Post i Unzipped. Ity op-ed ity dia valin'ny op-ed anankiray nosoratan'ny lehiben'ny mpanohitra sy prezidanta taloha Levon Ter-Petrossian, natonta tao amin'io gazety io ihany.

Mpanoratra Onnik Krikorian

Hamela valiny