The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details
ramblinglankan mitoraka blaogy amin'ny teny Sinhala any Sri Lanka ary manontany tena raha misy antony izany.
Mpanoratra, azafady hiditra »
Anarana (voatery)
imailaka (tsy miseho) (voatery)
Takelaka
Mandray hevitra momba ny ity soratra ity amin'ny imailaka
White African [Afrikana fotsy] manapariaka mikasika ny Grid [griazy] izay rohy mampifandray ireo finday any Tanzania sy ny Hello Africa [Manakory Afrika] lahatsary manadihady izay fomba ampiasan'ny mponina any Afrika ny finday.
Ny mpamaham-bolongana Pierre Maury no mahatsiaro ny faritra atsimo andrefan'i Madagasikara rehefa niditra an-tanety ny rivodoza Fanele tokony androany tamin'ny 4:17 marainan'ny 21 Janoary 2009 (fr). Ahiana hisedra ny setrasetran-drivotra mahatratra 281 km/h ny tanànan'i Belo-sur-Mer.
Mpamaham-bolongana Malagasy roa no nitantara an-tsary sy nitantara ny fizotran'ny fihaonam-be politika teto Antananarivo rehefa mihahenjana ny tady eo amin'ny Ben'ny tanànan'Antananarivo Andry Rajoelina sy ny filoha Marc Ravalomanana mitondra amin'izao fotoana izao noho ny fanakatonana tobim-pahitalavitra an-toerana iray (mg). Avylavitra namoaka ny sary manontolon'ny fihaonana ary Jentilisa kosa nitantara tamin-kitsim-po ny fizotran'izany (mg).
Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
Madagasikara: Fanafahana mpitolona, fano...
Afrika Atsimo : “Cape Town food blog...
Uruguay: Fahalasanan'ny mpanoratra Mario...
Lova navelan'i mpitarika ny indizeny Mam...
Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
- Mitady namana Malagasy monina any ivelany ka ahafahako mandefa taratas...
Tohiny »