The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Momba ny mpandika teny

2008-03-17 @ 19:19 EDT · Mpanoratra Amira Al Hussaini

Nandika Mialy Andriamananjara · vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Jordan
Lohahevitra:
Gender, Indigenous
Teny:
Arabo

 

“Isan'ny fombafomba ahiana indrindra any amin'ny faritra afovoany atsinanana ny “fitadiavam-bady”. Tsy mampiahiahy ny mpitady vady lahy sy ny fianakaviany irery ihany. Fa koa hita fa mampietry ny vehivavy izay mihevitra fa manambay vehivavy izy ity” hoy i Qwaider, avy any Jordana.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.