The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details
My Himachal no milaza amintsika fa misy mpanohitra Tibetana vitsivitsy nosamborina any India.
Anarana (voatery)
imailaka (tsy miseho) (voatery)
Takelaka
Ampilazao aho amin ny imailaka rehefa misy soratra vaovao
Mpamaham-bolongana Aositraliana Ange, avy ao amin'ny Hegab-Rehab, no manoratra momba ny saribakoly vitsivitsy voangona avy amin'ny lafy valon'izao tontolo izao, misy saribakoly Miozolomana amin'izy ireo ary ny hafa kosa mifototra amin'ny fiaviana (foko) tsotra fotsiny.
Raha 'somary nampiaiky azy kely ihany ny kabarin'i Palin (kandidà repobilikana miray lisitra amin'i McCain) halina' ny mpamaham-bolongana Kiobana ampielezana Babalu, Ilay mpamaham-bolongana Barbadiana ampielezana Jdid kosa niteny hoe: “Niezaka ny hitsikera an'i Obama amin-javatra tsy dia misy dikany efa nitsikerana azy taloha izy, tsy namaky lay tamin-javatra hafa izy ary amin'ny toetry ny tarehiny tahaka an'i Tina Fey sy ireny paingotra malemy ireny moa ho ahy na ho an'olon-kafa antenaina avy aminy ho lasa ‘Mivantana avy any New York amin'ny Sabotsy alina?”
Gazety Avylavitra no namoaka sary vitsivitsy ny nisamborana mpitarika mpanohitra iray nosamborina ampahibemaso indrindra dia Atoa Henri Lecacheur tao amin'ny toerana misy ny tsena (taloha) ny zoma maraina (8/29/008) ary polisy misarontava no nisambotra azy (mg).
Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
Fikirizana ny mpitoraka blaogy iray hanampy any Baby Kamba ...
Etazonia : Mitoraka blaogy mba handraisan'ny Anglikana ireo Pretra sy ...
Ny famorana ve, vaksinin'ny SIDA?...
Ekoatera : ny fampiasana ny fampahalalam-baovao mandritra ny fampielez...
Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »