The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
South Korea
Lohahevitra:
Gender, Fanoherana
Teny:
Malagasy

 

CINA no manapariaka rohy sy sary mikasika ny hetsika notanterahin'ireo vehivavy aman'arivony tany Seoul, any Kôrea Atsimo, nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy :

to protest against the - still - terrible conditions for a majority of female workers.

“ho fanoherana ireo fepetra - mbola - tena ratsy izay sedrain'ireo vehivavy izay miasa.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.