Comments on: Japàna : Ny firaisana ara-nofo sy ny fanambadiana

By: Tomavana
Tsy fomba fijery manokana amin’ny Japoney sy ny Malagasy irery izany … fa toa fahita koa any Italia, Espagna sy ireo firenena latino ohatra.

Raha misy fampitahana iraisam-pirenena … asa angaha izay tsoakevitra iombonana’ireo fiaraha-monina ireo.

By: Mialy Andriamananjara
Ary hitako tsy lavitra loatra amin’ny Malagasy ity, ankoatry ny resaka filan’ny nofo moa izany, tsy haiko raha efa nisy nanao io fanadihadihana io any amitsika, fa kosa ilay resaka fandrianana vehivavy rehefa miteraka, sy fiantsoana vady hoe “dada” sy “neny”.