The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zimbabwe
Lohahevitra:
Gender, Zon'olombelona, Politika
Teny:
Malagasy

 

This is Zimbabwe no mitatitra ny tantaran'i ireto vehivavy izay nanao hetsika filaharana nandritra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny vehivavy, ary nodarohan'ny mpitandro filaminana tany an'araben'i

Bulawayo any Zimbaboe:

Please visit the WOZA website and tell them via their comments section how incredible they are, and let them know that you are watching and noting the injustices being perpetrated against them.

“Iangaviako ianao mba hitsidika ny vohikalan'ny fikambanana WOZA [Women Of Zimbabwe Arise | izay fikambanana mpivoy ny fitadiavana fitovian-jo hoan'ny vehivavy] sy hametraka hafatra ao hanambara fa mahery fo ry zareo ary ianao dia mahita sady manisa izay mety ho tsy rariny ampisedraina azy ireo.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.