The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
France
Lohahevitra:
Diaspora, Media, Racism, Politics
Teny:
French, Malagasy

 

Ny Forum Realisance no mitatitra izay tafatafa nifanaovan'i Brice Hortfeux, Ministry ny fifindra-monina Frantsay tamin'ny gazety Jeune Afrique mikasika ny fampidirana ny fitiliana ADN hoan'ireo mpifindra monina, ny famerana ny isan'ireo mpiavy, ny fandroahana an-keriny ireo izay tsy manana taratasy ara-dàlana intsony sy ireo fanapahan-kevitra politika samihafa izay nitarika resabe, alohan'ny amehezana fa “tsia, tsy mba firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa.”

2 hevitra

  1. Lova Rakotomalala Miteny hoe:

    Mavarina oe tsy maintsy laizana mazava amin’ny fomba ofisialy fa “tsy mba firenena manavakava-bolo-koditra i Frantsa” ;) .

  2. Tomavana Miteny hoe:

    Aza dia alefa lavitra ny sainareo ry Lova a ! ;) “Mahina ihany izay mpanao ratsy” no ilazan’ny Ntaolo azy.

Hamela valiny