The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
D.R. of Congo
Lohahevitra:
Disaster
Teny:
French, Malagasy

 

Tamin'ny volana Oktobra tamin'ny taon-dasa, i Du Cabiau Kinshasa dia nitatitra mikasika ny lozam-piaramanidina Antonov tany Kinshasa, sy namono olona am-polony maro [>30]. Tamin'ny faran'ny volana Febroary izy dia nanapariaka sary ahitana ny sisan'ilay fiaramanidina nianjera izay mivela amin'ny lalàna mitondra ho any amin'ny seranam-piaramanidina …

Mais personne ne s'intéresse plus à eux. La jungle urbaine les a engloutis …

“Tsy misy miraika amin'izy ireo intsony. Efa natelin'ny firongatry ny « renialan' » ny tanàna izy ireny …”

Hamela valiny