The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Saudi Arabia, U.S.A.
Lohahevitra:
Gender, Zon'olombelona
Teny:
Malagasy

 

Lalla Mona avy any Arabia Saodita no manapariaka sary fandraràna roa : ny voalohany nalaina tany Amerika tamin'ny taona 1931 “Dobo filomanosana : Natokana hoan'ny fotsy hoditra” ny faharoa kosa mbola fahita ankehitriny any Arabia Saodita “Araky ny fanapahan-kevitry ny Sampana misahana ny fanapariahana ny fitondra-tena “maotina” sy fiarovana tsy hipariahan'ireo “fitondratena tsy mendrika” dia raràna ny manolotra kafe hoan'ny vehivavy.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.