The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Sierra Leone
Lohahevitra:
Fanabeazana, Ny maha-olona
Teny:
Malagasy

 

Vaovao voarày avy tamin'ny balogin'ny tetikasa Sekoly hoan'i Sierra Leone [School for Sierra Leone] :

The Voice of Sierra Leone Association wants to start by supporting a school by buying furniture, toilets and schoolmaterials. After this they plan to build a school and a clinic in an area where there is no education and healthcare for children at the moment

“Ny fikambanana The Voice of Sierra Leone dia mikasa ny hanomboka hanampy ireo sekoly amin'ny alalan'ny fividianana kirakira madinika ilain'ny mpianatra, toeram-pidiovana sy fitaovana hoan'ny fampianarana. Aorian'izany dia mbola fikasan-dry zareo koa ny hanorina sekoly sy toeram-pitsaboana any amin'ny faritra izay tsy mbola ahafahan'ny ankizy mianatra sy mandray fitsaboantena”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.