The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Guyana
Lohahevitra:
Media, War & Conflict
Teny:
Malagasy

 

Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana :

If a crazed gunman had killed even half that number in a mall/school/church in the United States or some European country, it would be huge news, endlessly reported on […] Are 11 brown and black lives worth such scant attention ?

“Na dia ny antsasany amin'ireo olona maty ireo ihany aza no novoin'ny mpitam-basy adala any amin'ny trano fivarotana vaventy / sekoly / fiangonana any Amerika [USA] na firenena sasany tany Eorôpa, dia ho vaovao goavana mihitsy, arahina fanaovana tatitra izay tsy misy fiafarany […] Moa ve ambakan'izany ny [fahaverezan'ny] ain'olona mainty sy safiotra miisa 11 ?”

Mpanoratra Nicholas Laughlin

Hamela valiny