The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Trinidad & Tobago
Lohahevitra:
Development, Industry
Teny:
Malagasy

 

OpenDepth no manontany tena hoe nahoana raha tena manana traikefa amin'ny fitrandrahana ny solika ambanin'ny tany tokoa i Trinite sy Tôbagô, no dia matetika karakaina ny tolotra rano [delestazy] ? :

I spent a good portion of the evening running the pump so that it can fill the water tanks […] I have to wait and see when water is provided on the main and make sure that the tanks are filled because… one never knows with certainty when one will have water on the mainline again.

“Nandany ny ankamaroan'ny aliko aho hamenoana amin'ny paompy ireo siny fitehirizana […] mila miandry izay handehanan' ny rano sy mameno tsara ireo siny fitehirizana [ho tahiry] aho … satria tsy mba misy mahalala mihitsy hoe rahoviana indray vao hiverina handeha ny rano.”

Mpanoratra Nicholas Laughlin

Hamela valiny