The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Brazil
Lohahevitra:
Children, Cyber-Activism, Youth
Teny:
Portuguese, Malagasy

Luz de Luma dia isan'ireo mpiblaogy mivoy ny hetsika iarahan'ny mpiblaogy ao anivon'ny Pôrtigalasfera mba ho fanoherana ny fanolanan-jaza, izay hotanterahina ny faha-14 Febroary 2008 :

Quando propus a blogagem e usei o termo que a ilustra, fui visitada sistematicamente pelos computadores da policia federal. Sinal de que eles estão atentos a tudo que acontece no ciberespaço. Mas e nós, cumprimos a nossa tarefa em casa ? Seus filhos usam computadores sozinhos ? Ciudado.

“Hatramin'ny nanolorako ny hevitra hanatanterahana ity hetsika iombonana ity sady nampiasako ny teny pedôfila, dia mametika namangy ny vohikalako ny solosain'ny Polisy Federaly. Izany dia famantarana ho antsika fa manara-maso izay zava-miseho eto anivon'ny seraseran'ny Aterineto ry zareo. Saingy isika any an-trano any ve mba samy nahefa ny adidiny, sa mbola mampiasa solosaina [mirohy amin'ny Aterineto] tsy misy fanaraha-maso ireo zanantsika ? Samia mailo.”

Mpanoratra Paula Goes

11 hevitra

  1. Matar a Inocencia eh crime ! « Lys, no labirinto de seu universo desconexo Miteny hoe:

    [...] Ecclesiae Dei, Taty Ferreira, Julio Moraes, Afonso, o Chato, Regina Celia Simoes, Gighiggi, Tomavana, Cristina, Tanya, Daniel Mafinski Biz, Sophia Mar, Rodrigo Reis, Nadja, Luiza Gaivota, Ingrid, [...]

  2. Um pedófilo no quarto do seu filho « Coisas que Gosto Miteny hoe:

    [...] Ecclesiae Dei, Taty Ferreira, Julio Moraes, Afonso, o Chato, Regina Celia Simoes, Gighiggi, Tomavana, Cristina, Tanya, Daniel Mafinski Biz, Sophia Mar, Rodrigo Reis, Nadja, Luiza Gaivota, Ingrid, [...]

  3. Em defesa da inocencia | Login Style Miteny hoe:

    [...] Ferreira, 154. Júlio Moraes,155. Afonso, o Chato, 156. Regina Célia Simões, 157. Gighiggi, 158. Tomavana,159. Cristina, 160. Tanya, 161. Daniel Mafinski Biz, 162. Sophia Mar, 163. Rodrigo Reis, 164. [...]

  4. Pensieri e Parole » Nao a Pedofilia Miteny hoe:

    [...] Ecclesiae Dei, Taty Ferreira, Julio Moraes, Afonso, o Chato, Regina Celia Simoes, Gighiggi, Tomavana, Cristina, Tanya, Daniel Mafinski Biz, Sophia Mar, Rodrigo Reis, Nadja, Luiza Gaivota, Ingrid, [...]

  5. Pedofilia: NÃO!! « Adulta, eu?!?! Miteny hoe:

    [...] Ecclesiae Dei, Taty Ferreira, Julio Moraes, Afonso, o Chato, Regina Celia Simoes, Gighiggi, Tomavana, Cristina, Tanya, Daniel Mafinski Biz, Sophia Mar, Rodrigo Reis, Nadja, Luiza Gaivota, Ingrid, [...]

  6. PEDOFILIA- A VIOLÊNCIA COMO DOENÇA « encanto Miteny hoe:

    [...] Ferreira, 154. Júlio Moraes, 155. Afonso, o Chato, 156. Regina Célia Simões, 157. Gighiggi, 158. Tomavana, 159. Cristina, 160. Tanya, 161. Daniel Mafinski Biz, 162. Sophia Mar, 163. Rodrigo Reis, 164. [...]

  7. Em defesa da inocencia « Peraí que eu já escrevo!!!! Miteny hoe:

    [...] Ferreira, 154. Júlio Moraes, 155. Afonso, o Chato, 156. Regina Célia Simões, 157. Gighiggi, 158. Tomavana, 159. Cristina, 160. Tanya, 161. Daniel Mafinski Biz, 162. Sophia Mar, 163. Rodrigo Reis, 164. [...]

  8. Blogagem Coletiva Contra a Pedofilia Erótica — Documento Tupiniquim Miteny hoe:

    [...] Ferreira, 154. Júlio Moraes, 155. Afonso, o Chato, 156. Regina Célia Simões, 157. Gighiggi, 158. Tomavana, 159. Cristina, 160. Tanya, 161. Daniel Mafinski Biz, 162. Sophia Mar, 163. Rodrigo Reis, 164. [...]

  9. Tomavana Miteny hoe:

    “Mila fanampim-panazavana ? Azonao vangiana ny blaogy “Brezila manohitra ny fanolanan-jaza” [Brazil against Pedophilia]. Ankoatr’izany dia mihetsika ny blaogosfera androany ka mihoatry ny 200 ireo mpiblaogy miara-mientana ho fanoherana izany fanolanan-jaza izany sy ho fiarovana ireo tsy manan-tsiny ! Vakio ny lahatsoratr’ireo mpandray anjara maro hafa” hoy i universodesconexo - indreo rohy vitsivitsy etoana ary ato ny lisitra feno >>

  10. Amigos da Blogosfera » Blog Archive » Mais de 240 blogs Contra a pedofilia! Miteny hoe:

    [...] 125. Anathalia, 126. Mário Leal, 127. Tathiana, 128. Drika Campos, 129. Tina, 130. Issamu 131. Tomavana (Global Voice) 132. Dácio Jaegger, 133. Ricardo Rayol, 134. A Cor da letra, 135. A Abiose [...]

  11. Entrevista com Luma Rosa « A vida como a vida quer Miteny hoe:

Hamela valiny