The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Tontolo_iainana
Teny:
Portigey, Malagasy

 

“Raha tianao ho fantatra izay hitranga amin'ny faritry Amazonia (miaraka amin'ny renirano) raha mbola tsy atsahatra izao fandripahan'ala izao dia azonao jerena ny fivoarany amin'ny alalan'ny fanandramana hitsinjo mialoha nataon'ny Institute of Environmental Research (na sampan-draharaham-pikarohana momba ny tontolo iainana) miorina any Amazonia, miaraka amin'ny Federal University of Minas Gerais (Oniversite federalin'i Minas Gerais) ary ny The Woods Hole Research Center( foibem-pikarohana Ny Alan'i Hole)”. Jereo ny rohy ao amin'ny Blog do Sakamoto [pt].

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.