The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Armenia
Lohahevitra:
Ethnicity, Indigenous, Aterineto & Fifandraisan-davitra, Fiteny
Teny:
Malagasy

 

Raha saiky amin'ny teny anglisy na rosiana avokoa ny ankamaroan'ny bolongana miresaka na nosoratana Armeniana dia hafaliana tsy omby tratra kosa ny an'i The Armenian Observer raha nahatsikaritra fa na dia mandeha tsikelikely aza dia hita tsara ny fitomboan'ireo bolongana mivoaka amin'ny teny Armeniana. Mamporisika ary Observer hijery ny fahatsarany ka hamaky azy ireny tsy tapaka sady hametrak'hevitra ihany koa (hampazoto ny mpanoratra ireny bolongana ireny).

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.