The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Lebanon
Lohahevitra:
Vaovao Mafana, Fanoherana, Ady & Fifandirana, Politika
Teny:
Frantsay, Malagasy

 

French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy :

La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les vieux démons …

“Ny ady an-trano ve ? Moa ve tena nitsahatra tokoa izy io ? Angamba ny fanjanahan'ny Syriana dia karazana fampatoriana (toy ny amin'ny fandidiana) ka rehefa nisinda izy io dia namaha fatorana ireo devoly antitra teo aloha …”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.