The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tajikistan
Lohahevitra:
Ekonomia, Angovo, Ny maha-olona
Teny:
Malagasy

 

Vadim no mitatitra fa manomboka amin'ny voaloamboalohan'ny volana Febroary io dia hitombo ireo olana ara-herin'aratra any Tadzikistana :

I know from people who read this article that water in Nurek reservoir will be enough to generate electricity only until 8th of February.

“Henoko tamin'ny mpamaky io lahatsoratra io fa ny toha-drano any Nurek dia zara raha ampy hitrandrahana herin'aratra hatramin'ny faha-8 Febroary [2008].”

2 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.