The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Internet & Telecoms
Teny:
Malagasy

 

Melohin'ny mpamaham-bolongana Palestiniana Haitham Sabbah ny Bloggies 2008 ho tsy nampiditra ny bolongan'ny faritra Azia andrefana (Atsinanana akaiky ho an'ny tandrefana izay fijery arahin'ny be sy ny maro amin'ny ankapobeny na dia avaratry Madagasikara tsotra izao aza io faritra io: soratry ny mpandika ny anaty fononteny) mba ho afa-mifaninana amin'ny sokajy misy azy amin'ity taona ity (niaraka tamin'ny faritra Afrika izy teo aloha).

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.