The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Kilonga, Fanabeazana, Tanora
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Amin'izao fotoana fidiran'ny mpianatra any Mozambika izao, i Júlio Mutisse no mitatitra ny olana sedrain'ny sehatra fampianarana any an-toerana satria mpianatra marobe no tsy mahita sekoly hidirana:

Ainda não estou a falar da qualidade de ensino. Falo, ainda e apenas, do acesso a escola para milhares de crianças e milhares de jovens deste país.

“Tsy mbola miresaka izay momba izay fampianarana akory ary aho izany. Fa mbola ny fahafahan'ireo ankizy aman'arivony sy zatovo aman'arivony amin'ity firenena ity miditra an-tsekoly fotsiny ihany no resaka.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.