The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bosnia Herzegovina, Croatia, Macedonia, Slovenia, Serbia, Montenegro
Lohahevitra:
Zavakanto & Kolontsaina, Hehy, Mozika, Travel, Fialamboly, Fiteny
Teny:
Malagasy

 

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday'-n'ny tarika ‘the Beatles' :

… For all of you native speakers out there - if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans - take a look at the above picture.

“… Ho anareo rehetra tsy teratany avy aty (amin'ny faritra aty) - raha nanontany tena hianareo hoe ahoana no fandrenesan'ny mponina avy aty amin'ny faritry Balkan ny fiteny Anglisy dia topazy maso kely io sary io ambony io.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.