Indro omen'i Ali Mostofi ao amin'ny Iranian.com blog antsika ny rohy amina lahatsoratra iray mikasika ny fifampiraharahana ara-barotra misy eo amin'i Etazonia sy Iran ary Syria.Ampian'ny mpamaham-bolongana moa fa raha nitodika tao amin'ny toe-draharaha anatiny i Etazonia, fa tsy niherikerika ivelan'ny firenena, dia efa ela no nivaha ny olana momba ny Seyyeds[mpitondra fivavahana silamo].
- Firenena:
- Iran
- Lohahevitra:
- Business, Religion, International Relations
- Teny:
- Malagasy















Vovonàna GV : Tanteraka koa ny andro fa...
- Mitady namana Malagasy monina any ivelany ka ahafahako mandefa taratas...
Tohiny »