The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Ekonomia, Governance, Fivavahana
Teny:
Malagasy

 

Shahrahsolh (midika hoe lalambe mankany amin'ny fiadanana), mpamaham-bolongana manaraka fivavahana Bahai, no manoratra fa[Fa] tsy avelan'ny governemanta  hianatra any amin'ny Oniversite izay mpianatra Bahai rehetra any Iran. Ampian'ny mpamaham-bolongana aza moa fa kendren'ny governemanta mihitsy izay haha-anjorom-bala kokoa hatrany izay Bahai any amin'ny fiaraha-monina any.

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.