The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Internet & Telecoms, Technology
Teny:
Malagasy

 

Yomi no miresaka mikasika ny fivoaran'ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria :

The internet landscape in Nigeria is fast changing. Ten years ago, we did not have the kind of access to internet services that we have today. Neither did we have the diversity that is on ground today.

“Haingam-pivoarana ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria. Folo taona lasa izay dia tsy nanana ireo karazana fifandraisana azontsika irohizana amin'ny Aterineto ankehitriny [akory isika]. Na ireo karazana maro samihafa izay fahitantsika any an-toerana ankehitriny.”

Hamela valiny